You are here: home > Tononkira > Eric Tahina

moramora (Eric Tahina)

Moramora  malaky  ry aina
Etsy ianao sombinaina
Raiso ny tanako avia eh!
Aroso ny dia

Sarotsarotra ihany ny ady
velonaina tsy maintsyTsiky dia ampy mitady
Iray zotra ny lalana iraisana
Hanazava ialana amin’ny hazina

Miaka-midina tsy tana
Moramora sao malama
Enjin-dava ho aiza ianao
Ny tazako tsy hitanao

Mpihira : Eric Tahina
Mpamaky : 2158
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 12/09/2002 12:34:53
ID : 993

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo