Fantatro (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa ao aminao no misy
Fitiavana ambony indrindra amin’ ny fitiavana
Tsapako fa raha tsy miankina aminao
Dia ho very aho, ka tsy handova ny fiainana mandrakizay
sy tsy ho isan’ ny olonao
Tsy ho zanakao

Ref : Tsy hisy hasakana ahy hitory
  lxnjloc     Ny fitiavanao
  jumwsvha     Ny fiainako rehetra foiko
      Hanarahako anao

Fantatro fa ao aminao no misy
fiainana soa ombam- pahasambarana
Tsapako fa raha fa raha tsy ireo no ato amiko,
dia ho very aho,
ka tsy handova ny fiainana mandrakizay
Sy tsy ho isan’ ny olonao,
Tsy ho zanakao

Fantatro fa ao aminao no misy
Fahasoavana feno anampy pahasoavana
Tsapako fa raha tsy ireo no omenao ahy,
Dia ho very aho,
Ka tsy handova ny fiainana mandrakizay
Sy tsy tononkira.serasera.org ho isan’ ny olonao,
Tsy ho vylqhg zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042