Fa tiako foana (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Fa tiako foana eh
Ny eo Anilanoa
Iriko hatry ny ela be ny ho Tantananao fykmwhqj
Fa satriko, fa satriko tokoa eh
Ny ho eo akaikinao mandrakizay
Ambarambarako eran-tany
Fa tsara loatra Ianao
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho avotra ho ahy
Toriko foana ny Anaranao
Na musrv dia maro aza ireo tsy tia
Fa tiako foana fa tiako foana Ianao
Réf: Fa tiako foana eh...
Ambarambarao eran-tany
Fa be fitiavana Izy
Nanaiky hijaly sy ho faty mba tononkira.serasera.org ho uwgv ahy sy ho anao
Fitavana lehibe loatra
Nasolonao ahy mpanota
Fa tiako foana fa tiako Ianao
Réf: ... (2)
Ny eo Anilanoa
Iriko hatry ny ela be ny ho Tantananao fykmwhqj
Fa satriko, fa satriko tokoa eh
Ny ho eo akaikinao mandrakizay
Ambarambarako eran-tany
Fa tsara loatra Ianao
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho avotra ho ahy
Toriko foana ny Anaranao
Na musrv dia maro aza ireo tsy tia
Fa tiako foana fa tiako foana Ianao
Réf: Fa tiako foana eh...
Ambarambarao eran-tany
Fa be fitiavana Izy
Nanaiky hijaly sy ho faty mba tononkira.serasera.org ho uwgv ahy sy ho anao
Fitavana lehibe loatra
Nasolonao ahy mpanota
Fa tiako foana fa tiako Ianao
Réf: ... (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DIDY AlfaVangy : 995
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriantsitohaina
Daty : 08/08/2023 23:28
