Fa tiako foana (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Fa tiako foana eh
Ny eo Anilanoa
Iriko hatry ny ela be ny ho Tantananao
Fa satriko, fa satriko tokoa eh
Ny ho eo akaikinao mandrakizay

Ambarambarako eran-tany atjeum
Fa tsara loatra Ianao
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho avotra ho ahy
Toriko jbhd foana ny Anaranao
Na dia maro aza ireo tsy nshopx tia
Fa tiako foana fa tiako foana Ianao

Réf: Fa tiako foana eh...

Ambarambarao eran-tany
Fa be fitiavana Izy
Nanaiky hijaly sy ho tononkira.serasera.org faty mba ho ahy sy ho anao
Fitavana lehibe loatra
Nasolonao ahy mpanota
Fa tiako foana fa tiako Ianao

Réf: ... (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DIDY Alfa
Visites : 1041
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Andriantsitohaina
Date : 08/08/2023 23:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529