VONONA AHO (Daniel RANOASON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dô dia D

1-Hitsangan’aho ry Tompoko
Handresy izao tontolo izao, (eny!)
Tsy ho menatr’aho fa anilanao! (‘zay)
‘Zay fahavalo ho tantiko!

Isan’andininy:
Vonona ohip aho ho tafikao!
Finoana re tononkira.serasera.org no ampingako (koa)
Fanantenana sy Fitiavana
‘Reo no fanoitra ‘zay hanainga ikstjll ahy!

2-Fantatro tsara oydtn ny diako
Ratra sy loza no miandry ahy, (eny!)
Ekeko izany! fa Ianao (no)
No Andriko ka handroso aho!

Dany RANOA 1977

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Daniel RANOASON
Hits : 1427
Likes : 0 Like
Created by : FanjaAndriamanoa
Date : 24/05/2020 18:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298