You are here: home > Tononkira > DAFAH

TSY NOERITRERETIKO (DAFAH)

Tsy noeritreretiko
Hoe ! ahita anao aty alavitra taty aho
Ilay tsitononiko
Toa satriko foana
Ny ahita anao
Na dia
Tsy te halala ahy aza ianao
Na dia
Mila hifandona aza izaho sy ianao
Na dia
Tsy te hijery ahytononkira.serasera.org mihitsy aza ianao
Na dia
Sorena amiko aza ianao

Refrain :  Tianao foana aho
   Tianao
   Tantiko foana izay anaovanao ahy
   Satria tianao aho
Nijery ny fahalasananao
Mihtsy aho
Tao anaty fiara
Nalahelo mafy aho
Fa lasa ndray ianao

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 76
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 26/11/2021 18:15:53
ID : 13774

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo