IANAO ILAY ZAZAVAVY (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay zazavavy tsara fanahy
no nanavotra ahy tsy nanana ahiahy
nomenao ihany ko ilay fitiavanao aho
misaotra indrindra ahky
malala ô !

refrain: Ianao dia ampy ho ahy
tsy hampirafy anao aho
f'aza manana ahiahy

olon-tiako
tena tiako ianao
ts'isy n'iza n'iza andrombak'izany
aza matahotra ianao
fa ianao ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DAFAH
Vangy : 380
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boranjok
Daty : 30/11/2021 23:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724