Medley Paska (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomaso lava
O o o o o o o o o o o oo
an an an an an an an an
Ranomaso lava sy fahorian-tsaina
tsy mety mba hisava fa hem mampitaraina
Tsy misy paradisa fa fiainana mandalo
satria tena an-tapitrisa ireo fahavalo

Raha naka sitrak'Ota
Raha naka sitrak'ota tato am-poko aho
dia nisaraka tamin'ny Tompoko
Nefa Ankehitriny mihaino Andrimanitra
Mihaino ny fangatahako

Tao Kalvary
Voahombo Ianao noho ny aminay
Ny helo najary fiainana mandrakizay
Jeso ô endrey izato fitiavao
Koa inty aho fa vonon-kanaraka anao

Ref Raha naka sitrak'ota
Isaoranay anie Andrimanitra
Izay tsy nandà ny fivavako
Fa nanosotra ny famindrapony
Tao ampoko, Tao am-po, tao am-po

Ref Tao kalvary
Jesosy ô inty aho iraho hanao ny asanao
Ny sitrakao anie ekeko ho sitrako
Ry tompo ô omeo hery sy tanjaka aho
ny lalana haleako mba hazavao

Jeso Herinay
Ry Jeso o, Vonona aho
Hiatrika izay miseho jeso herinay
Sambatra a-ho Tompoko (sy ho mpanavotra)
Ry Jeso o, Vonona aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Vangy : 562
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736