Miaraka Midera (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza avy isika efa voatahy
Mitsangana hidera Azy pkqhlb
Aiza tananao (2x)
Akaro ny tanananao ataovy ambony eh
Aza misy miala fa any an danitra any e h
Fiderana foana tsisy mitomany
Na ny ankizy na ny lehibe
Miaraka midera rshr isanandro ohh
Asandrato ny feo
Feno Fiderana
Asandrato ny feo
Feno fankalazana
Mankalaza ,manandrata
Mankalaza ,feo Fiderana
Fiderana foana tsisy mitomany tononkira.serasera.org
Aza asiana henamaso
Andao handihy sy hankalaza
Jereo namanao (2x)
Entano mqyrw ny akaikinao handihy ho Azy
Mitsangana hidera Azy pkqhlb
Aiza tananao (2x)
Akaro ny tanananao ataovy ambony eh
Aza misy miala fa any an danitra any e h
Fiderana foana tsisy mitomany
Na ny ankizy na ny lehibe
Miaraka midera rshr isanandro ohh
Asandrato ny feo
Feno Fiderana
Asandrato ny feo
Feno fankalazana
Mankalaza ,manandrata
Mankalaza ,feo Fiderana
Fiderana foana tsisy mitomany tononkira.serasera.org
Aza asiana henamaso
Andao handihy sy hankalaza
Jereo namanao (2x)
Entano mqyrw ny akaikinao handihy ho Azy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CMJHits : 351
Likes : 0 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 20:58
