Miaraka Midera (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza avy isika efa voatahy xupnglqp
Mitsangana hidera Azy
Aiza tananao (2x)
Akaro ny tanananao ataovy ambony eh
Aza misy miala fa any an danitra tononkira.serasera.org any e h
Fiderana foana tsisy mitomany
Na ny ankizy na ny lehibe
Miaraka midera isanandro ohh
Asandrato ny feo
Feno Fiderana
Asandrato lbkofsu ny feo
Feno fankalazana
Mankalaza ,manandrata
Mankalaza ,feo Fiderana
Fiderana foana tsisy vzzhbq mitomany
Aza asiana henamaso
Andao handihy sy hankalaza
Jereo namanao (2x)
Entano ny akaikinao handihy ho Azy
Mitsangana hidera Azy
Aiza tananao (2x)
Akaro ny tanananao ataovy ambony eh
Aza misy miala fa any an danitra tononkira.serasera.org any e h
Fiderana foana tsisy mitomany
Na ny ankizy na ny lehibe
Miaraka midera isanandro ohh
Asandrato ny feo
Feno Fiderana
Asandrato lbkofsu ny feo
Feno fankalazana
Mankalaza ,manandrata
Mankalaza ,feo Fiderana
Fiderana foana tsisy vzzhbq mitomany
Aza asiana henamaso
Andao handihy sy hankalaza
Jereo namanao (2x)
Entano ny akaikinao handihy ho Azy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CMJVisites : 351
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 20:58
