Zanahary o tahio (Chorale Sedera Ambalavato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Zanahary ô tahio ty tanindrazako ity
Tantanonao arovy ka ampio
Ombainao ny herin'ny fitia
Anao ka anjakao
Tafio ny hery masina
Ty taniko sy mamiko

Ref :
Nefa na mangataka aza aho
Mivavaka aminao ka mitalaho
E fantatro fa ianao mizara
Manolotra ho ahy izay anjara
Ka aminao no ametrahako ny ezggy taniko
Dia Gasikara mamiko

2 - vdqfbz gosm Ka ny tolona hatao
Trotroiko izao mba ho aminao
Ny mponina ao mifofotra miasa
Mamokatra hanonitra ny lasa
Kanefa fantatro fa tononkira.serasera.org raha tsy eo ny herinao
Ho zava-poana izay hatao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Sedera Ambalavato
Vangy : 240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SederaAmbalavato
Daty : 20/05/2026 17:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422