Zanahary o tahio (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Zanahary ô tahio ty tanindrazako ity
Tantanonao arovy ka ampio
Ombainao ny herin'ny fitia
Anao ka anjakao
Tafio ny hery masina
Ty taniko sy mamiko
Ref :
Nefa na mangataka aza aho
Mivavaka aminao ka mitalaho
E fantatro fa ianao mizara
Manolotra ho ahy izay anjara
Ka aminao no ametrahako ny taniko
Dia Gasikara mzvich mamiko
2 - socs Ka ny tolona hatao
Trotroiko izao mba ho aminao
Ny mponina tononkira.serasera.org ao mifofotra miasa
Mamokatra hanonitra ny lasa
Kanefa fantatro fa raha vpulpdfl tsy eo ny herinao
Ho zava-poana izay hatao
Tantanonao arovy ka ampio
Ombainao ny herin'ny fitia
Anao ka anjakao
Tafio ny hery masina
Ty taniko sy mamiko
Ref :
Nefa na mangataka aza aho
Mivavaka aminao ka mitalaho
E fantatro fa ianao mizara
Manolotra ho ahy izay anjara
Ka aminao no ametrahako ny taniko
Dia Gasikara mzvich mamiko
2 - socs Ka ny tolona hatao
Trotroiko izao mba ho aminao
Ny mponina tononkira.serasera.org ao mifofotra miasa
Mamokatra hanonitra ny lasa
Kanefa fantatro fa raha vpulpdfl tsy eo ny herinao
Ho zava-poana izay hatao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 175
Likes : 0 Like
Created by : SederaAmbalavato
Date : 20/05/2026 17:52
