Ho mpanomponao (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan'andro izao Jesosy ô no navotanao
Isan'andro izao ny famindraponao
ts'isy fetra ny fitiavanao
Ilay ranao no rano nanadio ny lotoko
Ka tonga vaovao
Ny fakam-panahy Jesosy ô no mamatotra
Manavesatra ny zioga entinay
Hitanao fa mijaly tokoa
Ianao indray Jesosy ô tononkira.serasera.org no nomboina
Noho ncddektu ny ota sy ny ditrako
Raha mahita Anao Jesosy ô ity foko
Mahatsiaro menatra ka mitoloko
Fa tsy nahatsiaro fa mukme ilay ranao Jeso
No nalatsaka ka tonga olon'afaka aho
Atolotro Anao (Ity tenako)
Ny fo sy fanahy (Raiso ho Anao)
Fa vonon'izao (vonon'aho izao)
Ho mpanomponao ( ho mpanomponao)
Mandrakizay, Ho tia Anao
Hanaja ptka Anao, Mandrakizay
Amen
T/F: Eden RAKOTOHASIMBOLA
(c) Chorale Sedera Ambalavato
Isan'andro izao ny famindraponao
ts'isy fetra ny fitiavanao
Ilay ranao no rano nanadio ny lotoko
Ka tonga vaovao
Ny fakam-panahy Jesosy ô no mamatotra
Manavesatra ny zioga entinay
Hitanao fa mijaly tokoa
Ianao indray Jesosy ô tononkira.serasera.org no nomboina
Noho ncddektu ny ota sy ny ditrako
Raha mahita Anao Jesosy ô ity foko
Mahatsiaro menatra ka mitoloko
Fa tsy nahatsiaro fa mukme ilay ranao Jeso
No nalatsaka ka tonga olon'afaka aho
Atolotro Anao (Ity tenako)
Ny fo sy fanahy (Raiso ho Anao)
Fa vonon'izao (vonon'aho izao)
Ho mpanomponao ( ho mpanomponao)
Mandrakizay, Ho tia Anao
Hanaja ptka Anao, Mandrakizay
Amen
T/F: Eden RAKOTOHASIMBOLA
(c) Chorale Sedera Ambalavato
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Sedera AmbalavatoVangy : 100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SederaAmbalavato
Daty : 18/05/2026 12:31
