Fehin'ny fifankatiavanay (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hifandray tanana, sy hifampitantana
Hiara-hampahery ireo havana
Nozohim-pahoriana handairana hakiviana
Ho fehin'ny fifankatiavanay
Ref:
Fa tsinontsinona izahay raha mihoatra aminao Ray
Fa izay latgpgg kely anananay no indro atolotray
Mba hanehoanay, fa mpianatrao 'zahay
Raha toa mifankatia...
Dia hifanolon-tanana, sy hifampitantana...
Ho fehin'ny fifankatiavanay
2- Ny fonay falifaly, no entinay tononkira.serasera.org mamaly
Ny antson'ireo namanay, izay mifaly
Fa aoka hiara-paly ncik @izay mifaly...
Ho fehin'ny fifankatiavanay.
Ref...
A/C Vahatra ipftpxb (c) Rina Rnt
Hiara-hampahery ireo havana
Nozohim-pahoriana handairana hakiviana
Ho fehin'ny fifankatiavanay
Ref:
Fa tsinontsinona izahay raha mihoatra aminao Ray
Fa izay latgpgg kely anananay no indro atolotray
Mba hanehoanay, fa mpianatrao 'zahay
Raha toa mifankatia...
Dia hifanolon-tanana, sy hifampitantana...
Ho fehin'ny fifankatiavanay
2- Ny fonay falifaly, no entinay tononkira.serasera.org mamaly
Ny antson'ireo namanay, izay mifaly
Fa aoka hiara-paly ncik @izay mifaly...
Ho fehin'ny fifankatiavanay.
Ref...
A/C Vahatra ipftpxb (c) Rina Rnt
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 1095
Likes : 0 Like
Created by : todinirinaelie
Date : 03/04/2020 19:32
