Fehin'ny fifankatiavanay (Chorale Sedera Ambalavato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hifandray tanana, sy hifampitantana
Hiara-hampahery tononkira.serasera.org ireo havana
Nozohim-pahoriana handairana hakiviana
Ho fehin'ny rfdwpt fifankatiavanay
Ref:
Fa tsinontsinona izahay raha mihoatra aminao Ray
Fa izay aznczdb kely anananay no indro atolotray
Mba hanehoanay, fa mpianatrao 'zahay
Raha toa mifankatia...
Dia hifanolon-tanana, sy hifampitantana...
Ho fehin'ny fifankatiavanay

2- Ny fonay falifaly, no entinay mamaly
Ny antson'ireo namanay, izay mifaly
Fa aoka hiara-paly @izay mifaly...
Ho fehin'ny fifankatiavanay.
Ref...

A/C jsjght Vahatra       (c) Rina Rnt

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Sedera Ambalavato
Visites : 1173
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : todinirinaelie
Date : 03/04/2020 19:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.238