Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ô! Iraho Jeso (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! Iraho Jeso, ho aminay
mba hitarika ny làlanay
Ka hitoetra ao anatinay ny Fanahy Masinao,
Fantatrao ny halemenay,
Fantatrao izao rehetra izao
Ka iraho Jeso hitoetra ao aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! iraho Jeso mba ho aminay
Ny mpananatra avy Aminao.
Fanirianay koa ry Jeso?
Ny ho masina tahaka Anao
Ka iraho mba hanadio anay,
Ny Fanahy Masinao
Fantatrao ny halemenay,
Fantatrao izao rehetra izao
Ka iraho Jeso qjkqux hitoetra ao aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! eqhodw iraho Jeso mba ho aminay
Ny tononkira.serasera.org mpananatra avy Aminao.
A/C: yrpdzck Raymond RAKOTOMALALA
(C): Chorale Sedera Ambalavato
mba hitarika ny làlanay
Ka hitoetra ao anatinay ny Fanahy Masinao,
Fantatrao ny halemenay,
Fantatrao izao rehetra izao
Ka iraho Jeso hitoetra ao aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! iraho Jeso mba ho aminay
Ny mpananatra avy Aminao.
Fanirianay koa ry Jeso?
Ny ho masina tahaka Anao
Ka iraho mba hanadio anay,
Ny Fanahy Masinao
Fantatrao ny halemenay,
Fantatrao izao rehetra izao
Ka iraho Jeso qjkqux hitoetra ao aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! eqhodw iraho Jeso mba ho aminay
Ny tononkira.serasera.org mpananatra avy Aminao.
A/C: yrpdzck Raymond RAKOTOMALALA
(C): Chorale Sedera Ambalavato
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Sedera AmbalavatoVangy : 236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SederaAmbalavato
Daty : 21/05/2026 11:17
