Ô! Iraho Jeso (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! Iraho Jeso, ho ydwetfqv aminay
mba hitarika ny làlanay
Ka hitoetra ao anatinay ny Fanahy Masinao,
Fantatrao ny halemenay,
Fantatrao izao rehetra izao
Ka nmunlkdw iraho Jeso hitoetra ao aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! iraho Jeso mba ho aminay
Ny mpananatra avy Aminao.
Fanirianay koa ry Jeso?
Ny ho masina tahaka Anao
Ka iraho mba hanadio anay,
Ny Fanahy Masinao
Fantatrao ny halemenay, npsx
Fantatrao izao rehetra izao
Ka iraho Jeso hitoetra ao tononkira.serasera.org aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! iraho Jeso mba ho aminay
Ny mpananatra avy Aminao.
A/C: Raymond RAKOTOMALALA
(C): Chorale Sedera Ambalavato
mba hitarika ny làlanay
Ka hitoetra ao anatinay ny Fanahy Masinao,
Fantatrao ny halemenay,
Fantatrao izao rehetra izao
Ka nmunlkdw iraho Jeso hitoetra ao aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! iraho Jeso mba ho aminay
Ny mpananatra avy Aminao.
Fanirianay koa ry Jeso?
Ny ho masina tahaka Anao
Ka iraho mba hanadio anay,
Ny Fanahy Masinao
Fantatrao ny halemenay, npsx
Fantatrao izao rehetra izao
Ka iraho Jeso hitoetra ao tononkira.serasera.org aminay
Ny Mpananatra avy Aminao
Ô! iraho Jeso mba ho aminay
Ny mpananatra avy Aminao.
A/C: Raymond RAKOTOMALALA
(C): Chorale Sedera Ambalavato
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Sedera AmbalavatoVisites : 163
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SederaAmbalavato
Date : 21/05/2026 11:17
