Masina ny Anaranao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Masina ny anaranao, ry Tompo Tsitoha ô
Ray be voninahitra, tsy misy ny toa Anao
'Ndreto ny zanakao, miantso ny anaranao
Koa raiso ny vavakay txbszt ry Tompo masina ô
Réf:
Midina Ianao hitari-dalana
Fa mila Anao izahay hitarika anay
Fa maro fandrika ny lalan-kizoranay
Ka tano ny ondrinao hifikitra Aminao
2.
Irinay ny Fanahinao abju hitsilo ny dianay
Ka hanamasina anay ho mendrika toa Anao
Ampioreno ny finoanay Anao
Miangavy Anao Jesosy ô, henoy ny vavakay
Réf: Midina Ianao..........................
pslit Chorale tononkira.serasera.org F.F.V

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaVangy : 312
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miie
Daty : 04/11/2025 16:49