Nao lehireo (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nao lehireo. igno ataonareo
Zao rendregna tsy mety mibebaka e

Jesosy no mikaiky e. mikaiky antsika
Mba ho any ho any amparadisa
Ny fomba ty e. engao fa raty e
Ny tsikotsiko. ...
Ny haheboa...
Ny hadala...

Ny fahota miampy haloza
Izao no handrarao engao fa raty e
Itoy ny tsara. ny tsara an nanahary
Nomeny antsika mba handiniha
Jesosy no miaiky e
Ie he! eha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 1096
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 12/10/2014 18:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782