MIHIRA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihirà ny hiram-piderana
Mihirà ny hiram-pihobiana
Masina, Masina, Masina

Ry voavela heloka,
Zay natolotry ny Ray
Asandrato ny hira fihobiana
Fifaliana Hira Masina

Tonga ny mpanavotra, hanadio ny otanao
Asandrato ny hira fihobiana
Fifaliana Hira masina
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.183