Akory ianao nahoda (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

Akory ianao nahoda, akory ianao njaray e
Ino maresaka any e, amintika any e
Ny aminay toy ndraiky e ! misy vaovao mahafaly e
Holaza amintika amintika aby e

Jesosy aro nivola fa hoe eraho hande
Hande an-danitse any hamboatse ptononkira.serasera.orgaradise
La vono ia riaka andao hiroso
Ny miaraka aminazy e, mahatsiaro sambatse

Andao hidera anazy e, hidera nanahary e
Fa io ro no tena soa, soa bevata
Ny sikily sy ny tromba, engao avao rolahy e
Fa tsy maheva ny fiainantika ny miaraka aminazy e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 643
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 11/06/2015 09:46:40
ID : 7533

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo