Renao ve? (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Renao ve ny feo miantso Andriamanitra ô
Izay mangata-pamelana aminao
Ny hadisoana izay nataoko avelao
Fa ianao 'lay Tompo be fitia
Ref: Hamafisonao hatrany re
Ny finoako izay mareforefo
Fa mambabo ahy ny fakam-panahy
Mila tsy ho resy ny herin'ilay ratsy
Oh Oh Oh
Andriamanitra ô ampio
Fa ianao no vonjiko
2-Fa ianao no herinay Andriamanitr ô
Ianao no andry hianteheranay
Ny fiainanao pohxx ihany no fiainako
Ka ny lalanao no fyodalx lalako
3-Arotsahy aminay Andriamanitra tononkira.serasera.org ô
Ny Fanahy qtpoll Masinao mpanazava
Ka hitantana anay ny tananao
Amin'ny andronay rehetra
Izay mangata-pamelana aminao
Ny hadisoana izay nataoko avelao
Fa ianao 'lay Tompo be fitia
Ref: Hamafisonao hatrany re
Ny finoako izay mareforefo
Fa mambabo ahy ny fakam-panahy
Mila tsy ho resy ny herin'ilay ratsy
Oh Oh Oh
Andriamanitra ô ampio
Fa ianao no vonjiko
2-Fa ianao no herinay Andriamanitr ô
Ianao no andry hianteheranay
Ny fiainanao pohxx ihany no fiainako
Ka ny lalanao no fyodalx lalako
3-Arotsahy aminay Andriamanitra tononkira.serasera.org ô
Ny Fanahy qtpoll Masinao mpanazava
Ka hitantana anay ny tananao
Amin'ny andronay rehetra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Akompiderana AnatihazoVisites : 1666
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : franckyrkt
Date : 21/10/2016 13:57
