Renao ve? (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Renao ve ny feo miantso Andriamanitra ô
Izay mangata-pamelana aminao
Ny hadisoana izay nataoko avelao
Fa ianao 'lay Tompo ipzyjja be fitia

Ref: Hamafisonao hatrany re
Ny finoako izay mareforefo
Fa mambabo ahy ny bnksviyo fakam-panahy
Mila tsy tononkira.serasera.org ho resy ny herin'ilay ratsy
Oh Oh Oh
Andriamanitra ô ampio
Fa ianao no vonjiko

2-Fa ianao no herinay Andriamanitr ô
Ianao no andry hianteheranay
Ny fiainanao ihany no fiainako
Ka ny lalanao no yskmm lalako

3-Arotsahy aminay Andriamanitra ô
Ny Fanahy Masinao mpanazava
Ka hitantana anay ny tananao
Amin'ny andronay rehetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana Anatihazo
Vangy : 1711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 21/10/2016 13:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1098