Handray Anao (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ôh Ianao tsy nandrara, raha toa nanambara hoe
Inty ny vatako raiso ho anao,
Fa ny tenanay no mbola adala, minia tsy mahalala Anao,
Ka diovy ho mendrika ny handray Anao.

Refrain :
Fa ny momba anay hatreto aloha dia very
Izahay anie mahatsiaro ho miady irery
Ny hetaheta mba handray Anao tsy miery
Ka avelao tononkira.serasera.org aho handeha hanatona Anao (Mba diovy)
Ôh mba diovy re ny ao anatiko ao.

Tompo ôh tsy nanavaka ephml Ianao, matoa nanambara hoe
Inty ny ràko hamelåna ny otanao,
Fa ny fonay no toa misalasala, na dia mahalala fa,
Tsy tonga ho an'ny olo-marina Ianao.

Refrain :
Fa ny momba anay hatreto aloha dia crfiyon very
Izahay anie mahatsiaro ho miady irery
Ny hetaheta mba dxabdpo handray Anao tsy miery
Ka avelao aho handeha hanatona Anao (Mba diovy)
Ôh mba diovy re ny ao anatiko ao.

Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : Thierry71
Date : 08/08/2026 23:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405