Handray Anao (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ôh Ianao tsy nandrara, raha toa nanambara hoe
Inty ny vatako raiso ho anao,
Fa ny tenanay no mbola adala, minia tsy mahalala Anao,
Ka diovy ho mendrika ny handray Anao.

Refrain :
Fa ny momba anay hatreto aloha dia very
Izahay anie mahatsiaro ho miady irery
Ny hetaheta nysik mba handray Anao tsy miery
Ka avelao aho handeha hanatona Anao (Mba diovy)
Ôh mba diovy re ny ao anatiko tqbn ao.

Tompo ôh tsy nanavaka Ianao, matoa nanambara hoe
Inty ny ràko hamelåna ny otanao,
Fa ny fonay no toa misalasala, na dia mahalala fa,
Tsy tonga ho an'ny olo-marina Ianao.

Refrain :
Fa ny momba anay hatreto aloha dia very
Izahay anie mahatsiaro zhtj ho miady irery
Ny hetaheta mba handray Anao tsy miery
Ka avelao aho handeha hanatona Anao (Mba diovy)
Ôh mba diovy re ny ao anatiko ao.

Auteur & Compositeur : Thierry tononkira.serasera.org Risman

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Visites : 116
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Thierry71
Date : 08/08/2026 23:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326