Ny amany tsirihana fa ny Rap lafo vidy (BUDDHA EL TAGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Buddha El Taga, Tangala mainty, Tangalarmy
Yeah !

Ny amany tsirihana fa ny rap lafo vidy e
Anaty fananarana a afaka adidy e
Metafizika tsisy fetra, ambany tany tsisy farany
Mmm, Buddha el taga ny anarany !

Ny amany tsirihana fa ny rap lafo vidy e
Anaty fananarana a afaka adidy e
Metafizika tsisy fetra, ambany tany tsisy farany
Mmm, Buddha el taga ny anarany !

Ampahafantaro izy hoe, tsisy lalank'hafa fa mila miezaka sy mikiry mafy ra te ho tafa
Fa samihafa , tsy mitovy asa ny mpamafa lalana sy ny mpitaingina kifafa
Afakafaka a mahita olombelona maditra ny arenti-tsainy toa tsy mety ritra
Nizesta, nampidera loka, tsy vitan'ny efa halatra fa mbola fosika : Medaly plastika
Ty mampiesona, de hoe magie magie
Voan'ny maso be tsy mahita ny ol, Soavaly be tongotra terena fotsiny ho lasa favori
Ny légende nefa tsy any fefa aty, ny tena tompony tsy mila misandoka mampiasa herin'nah gri gri
Ny Firenenana Tangala mAINTY "autarcie", Ny fiakarany eny @ olympe efa hainao ambany tany parsi
Taga ray ihany- anontanio nge ny mpankafia, fa Buddha est dans la place Captain est la aussi
Refa misy mitetika amantsika ny rap dia tonga aho ho mesia !
Anova ny ranotsika ho lasa pi, de tchin tchin, anova ny ranony ho lasa pi pi, ataony vitamine any tsy maninn

Ny amany tsirihana fa ny rap lafo vidy e
Anaty fananarana a afaka adidy e
Metafizika tsisy fetra, ambany tany tsisy farany
Mmm, Buddha el taga ny anarany !

Ny amany tsirihana fa ny rap lafo vidy e
Anaty fananarana a afaka adidy e
Metafizika tsisy fetra, ambany tany tsisy farany
Mmm, Buddha el taga ny anarany !

Ze manakana ny nofinofintsika avelantsika anonofy f'ataontsika manonofy ratsy
tsy midika hoe milay fa navotan'ny olona ra barabasy
Tsy sakaizan'ny sarisarinah mpandresy a tsy naman'ze miemotra
Fa miaritra eo ambony kianja de eny amin'ny sisy tosy mazava hoazy ny mpanao resak'hetotra
dia refa me ratsy zao tontolo zao - dia ny ratsy zany no atao ohatra
Ny hany mba takatry ny sainy feno olitra dia hoe, refa te, hoany amin'ny paradisa dia manangana tohatra
Tsy zakan'ny tanany ny boky, refa hoe be vola dia zay ny andry iray iankinana efa manome toky
Natsiaro tena sambatra fa voky, ny ankamaroany nefa toa biby pondro raha tsy ondry de bloky
Dia zay lay hoe aleoko saika alika toy izay saika olona, zay ny fara veloma
Anaty ady farany efa vonona satria "si vis pacem para belum"

Ny amany tsirihana fa ny rap lafo vidy e
Anaty fananarana a afaka adidy e
Metafizika tsisy fetra, ambany tany tsisy farany
Mmm, Buddha el taga ny anarany !

Ny amany tsirihana fa ny rap lafo vidy e
Anaty fananarana a afaka adidy e
Metafizika tsisy fetra, ambany tany tsisy farany
Mmm, Buddha el taga ny anarany !

Efa hainao, efa hainaoaoaoaoao Yeah !!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BUDDHA EL TAGA
Vangy : 1173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BuddhaElTaga79
Daty : 23/11/2021 22:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719