Malalalala (Bolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba qitzsjt ianao ilay sipa modely, miseo manjakely fa te ho lany Miss
Fa ianao botakely tsy dia be mpijery, ny voay aloha tsy any mihitsy
Tsy ianao ilay mahatoky tena, te ho jerena fa tsaratsara bika
F'ianao manontany tena hoe tokony hiena nefa 'zao enao no tiako
Aminao foana ny masoko.. amin'ilay fe mifampikasoka
Midoladola ohatran'ny ganagana iny mihitsy no tsy aritro
Tanako te hikasoka, 'zay rehetra sjhtva mi-dépasse
ka tonga tao an-tanana feno anao ilay deux places
Dia nalaiko ihany (ngoma,ngoma)
Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)
Dia nalaiko hqketa ihany (fitiavana foana)
Dia nalaiko ihany (malala)
Mala..lala..lala, mala..lalalalalala
Malala..lala.. lala, mala.. lalalalalalala
Mala..lala..lala, mala..lalalalalala
Malala..lala.. lala, mala.. lalalalalala
Tsy ianao ny farany tsara, f'ianao ny farany tiako
Ny ao aloha ny ao afara aleo hisy an'izany mihitsy
Nefa tsy any fa ilay ao tononkira.serasera.org anatinao oa no atokiso
Tsy ianao ny farany tsara oa ry sipa f'ianao ny farany tiako
Dia nalaiko ihany (ngoma,ngoma)
Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)
Dia nalaiko ihany (fitiavana foana)
Dia nalaiko ihany (malala)
Mala..lala..lala, mala..lalalalala..la
Malala..lala.. lala, mala.. lala..lala..lala

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BoloVangy : 3322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kolokoloina
Daty : 25/06/2025 20:13