Malalalala (Bolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba ianao ilay sipa modely, miseo manjakely fa te ho lany Miss
Fa ianao botakely tsy dia be mpijery, ny voay aloha tsy any mihitsy
Tsy ianao ilay mahatoky tena, te ho jerena fa tsaratsara bika
F'ianao manontany tena hoe tokony hiena nefa 'zao enao no tiako
Aminao foana ny masoko.. amin'ilay fe mifampikasoka
Midoladola ohatran'ny ganagana iny mihitsy no tsy aritro
Tanako te hikasoka, 'zay rehetra mi-dépasse
ka tonga tao an-tanana feno anao zdpq ilay deux places
Dia hiosn nalaiko ihany (ngoma,ngoma)
Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)
Dia nalaiko ihany (fitiavana foana)
Dia nalaiko ihany (malala)
Mala..lala..lala, mala..lalalalalala
Malala..lala.. lala, mala.. lalalalalalala
Mala..lala..lala, mala..lalalalalala
Malala..lala.. lala, mala.. lalalalalala
Tsy ianao ny farany tsara, f'ianao ny tononkira.serasera.org farany tiako
Ny ao aloha ny ao afara aleo hisy an'izany mihitsy
Nefa tsy zcdbtu any fa ilay ao anatinao oa no atokiso
Tsy ianao ny farany tsara oa ry sipa f'ianao ny farany tiako
Dia nalaiko ihany (ngoma,ngoma)
Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)
Dia nalaiko ihany (fitiavana foana)
Dia nalaiko ihany (malala)
Mala..lala..lala, mala..lalalalala..la
Malala..lala.. lala, mala.. lala..lala..lala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BoloVisites : 3082
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kolokoloina
Date : 25/06/2025 20:13