Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANDALO (BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANDALO
Ianao io ve mba nahatsiaro, ireny lasa niarahana
Mba tadidinao koa ve, ilay fotoana nisarahana
Fa raha tsahivina ny lasa na ny ahy izany na ny anao
Dia angamba fo maratra no hany sisa mba navelany
Réf :
Fa n’inona n’inona tononkira.serasera.org a!
Niainana tety
Dia tsarovy fa…
Mandalo tsy ho doria
À la fin Fa n’inona n’inona, mandalo tsy ho doria.
Ianao io ve efa nanadino irony ditra izay natao
Mba lwwg tadidinao koa ve ireo niarahana nanao
Fa n’iza n’iza velon’aina ka niaina toa antsika zitn mizz
Dia tsy maintsy miafara amin’ny vata(na) mangatsika
BITAKA
(BIka sy TArehin-java-KAnto)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)Visites : 2727
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malalason
Date : 09/10/2007 10:32