TANANA MASINA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tany vaovao, izay miandry ahy sy ianao
Fa izao tontolo izao dia ho rava sy ho lao
Izay rehetra ananako, vola sy harena koa
Tsisy hianteherako, fa ho levona avokoa
Raha ho avy ny fotoana izay tononkira.serasera.org hialako ety
Hanatrehako ny tavan’ilay Mpanmonjy tia
Dia izaho sy aybqsb ny ankohonako izay nomen’ny Ray
No hitsena am-pifaliana ilay Mpampiakatra
Ireo fianakaviana izay, nandray sqnz ny hafatry ny Ray
Izy no handova ilay fiainana mandrakizay
Dia izay mifanasoa n’inon’inona manjo
Sy mifampahery koa @ ireo teny soa.
Fiverenana :
Ry namako o! andao
Fa miandry antsika izao
Ilay Jerosalema vao, tanàna masina
O! Faingana cgotx ande ilaozy, izao tontolo izao
Fa miandry antsika ilay tanàna masina .(X3)
Betty

--------
Rohy: