IZY IRERY IHANY (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy irery ihany
No tokana eto an-tany
Manova manasoa, ny fiainantsika tononkira.serasera.org roa.
Ka na hifofofofo, handrava sy hamely
Hitroatra hitorajofo, tsy hita velively
Na rivo-pahoriana, xbcnfg na enjika sy sqmt kisa
Tsy ahoantsika ireny, na misy lavitrisa
Satria ilay fifaliana, hitoetra hatrany hatrany
Ilay tokana eto an-tany, hatrany an-danitra any
Ilay tokana eto an-tany, bfwewsc Jesosy irery ihany
Betty 2006

--------
Lien: