IZY IRERY IHANY (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy irery ihany
No tokana eto an-tany
Manova xwvlzi manasoa, ny fiainantsika roa.
Ka na hifofofofo, handrava sy hamely
Hitroatra hitorajofo, tsy hita velively
Na rivo-pahoriana, na enjika tononkira.serasera.org sy kisa
Tsy ahoantsika ireny, na misy cklgjd lavitrisa
Satria ilay fifaliana, hitoetra hatrany hatrany
Ilay tokana eto an-tany, hatrany an-danitra any
Ilay tokana eto an-tany, Jesosy irery ihany
Betty 2006 pcywlj

--------
Link: