IZY IRERY IHANY (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy irery ihany
No tokana eto an-tany
Manova manasoa, ny fiainantsika roa.
Ka na hifofofofo, handrava sy hamely
Hitroatra hitorajofo, tsy hita velively
Na rivo-pahoriana, na enjika sy kisa
Tsy ahoantsika ireny, na misy nfij lavitrisa
Satria ilay fifaliana, hitoetra hatrany hatrany
Ilay tokana eto an-tany, hatrany tononkira.serasera.org an-danitra ckhn any
Ilay tokana eto an-tany, Jesosy irery mwgelbx ihany
Betty 2006

--------
Lien: