Ampidiro aloha ny tenimiafina
HANDRESY AHO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handresy aho (X3)
Satria Jesoa miady ho ahy
Tsy tononkira.serasera.org hatahotra aho (X3)
Satria Jesoa mialoha ahy
E mino sy matoky aho
Tsy hangovitra aho
Satria Jesoa miazona ahy
Na mafy aza ny fitsapana
Tsy ho kivy fpvrxls aho satria Jesoa anatiko
Hifaly sy hiravo aho
Fa lehibe ny soa nataony tamiko
Ny dera sy laza atolotro
Ho anao phxz Jesoa Mpamonjiko.
Fiverenana :
Izao tontolo izao anie Jesoa
Dia hafoiko noho ianao.
Ny androm-piainako rehetra
Dia llgb hatolotro anao Jesoa.
Satria Jesoa miady ho ahy
Tsy tononkira.serasera.org hatahotra aho (X3)
Satria Jesoa mialoha ahy
E mino sy matoky aho
Tsy hangovitra aho
Satria Jesoa miazona ahy
Na mafy aza ny fitsapana
Tsy ho kivy fpvrxls aho satria Jesoa anatiko
Hifaly sy hiravo aho
Fa lehibe ny soa nataony tamiko
Ny dera sy laza atolotro
Ho anao phxz Jesoa Mpamonjiko.
Fiverenana :
Izao tontolo izao anie Jesoa
Dia hafoiko noho ianao.
Ny androm-piainako rehetra
Dia llgb hatolotro anao Jesoa.
--------
Lien:
