Ny mifankatia (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Izay rehetra antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany tononkira.serasera.org ny mifankatia
Tsy misy fanahy azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao koa no tsarovy
Hivaly aminao ny ataonao
Tsy iray na roa no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao diaun fakam-panahy no mankao
Hoe izay sakaizako ihany ohkjg no tiako koa
Tonony sy feony: brbxd Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
Izay rehetra antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany tononkira.serasera.org ny mifankatia
Tsy misy fanahy azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao koa no tsarovy
Hivaly aminao ny ataonao
Tsy iray na roa no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao diaun fakam-panahy no mankao
Hoe izay sakaizako ihany ohkjg no tiako koa
Tonony sy feony: brbxd Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BessaVisites : 26431
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rasoloniaina Jn B.
Date : 07/04/2003 12:39
