Ianao no tiako (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tiako, ianao no tiako,
Ianao no efa nofidiko,
Ianao no tokana ifaliako.
Ianao no mamiko, eny bnyneav laniko,
No sady ilaiko
Sy andrandraiko.
Ilay lalantsika ihaiyf nifanena,
Tanteraka ulpxwt ho fifanekena
Eo anatrehan'Izy Ray,
Hitambatra ho mandrakizay.
Jesoa, Ianao Irery,
Ianao tononkira.serasera.org no Tompo manan-kery,
Ka ankinina Aminao
Ny fiainanay hatramin'izao.
Ianao no efa nofidiko,
Ianao no tokana ifaliako.
Ianao no mamiko, eny bnyneav laniko,
No sady ilaiko
Sy andrandraiko.
Ilay lalantsika ihaiyf nifanena,
Tanteraka ulpxwt ho fifanekena
Eo anatrehan'Izy Ray,
Hitambatra ho mandrakizay.
Jesoa, Ianao Irery,
Ianao tononkira.serasera.org no Tompo manan-kery,
Ka ankinina Aminao
Ny fiainanay hatramin'izao.
--------
Rohy:
