Tsy lainga (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa asesi-pitia
Tsy sembana akory ny dia
Ny miato dia atao avqsal sanatria
Marivo ny kctwmson ranomaria
Ny lalina am-paladia
Mahagaga mampihaiky
Ny lavitra dia tonga akaiky
Raha tononkira.serasera.org saraky ny ol-malala
Manembona ity fo adala
Ka sahy mihoatra ny vala(x2)
Hatrany ambadiky ny ala
Ny tazom-pitiavana hono
Aretina mety mamono
Tsy lainga na hoe vazivazy
Tsy vazivazy
Mihaona dia cjen sitrana ho azy
Tsy sembana akory ny dia
Ny miato dia atao avqsal sanatria
Marivo ny kctwmson ranomaria
Ny lalina am-paladia
Mahagaga mampihaiky
Ny lavitra dia tonga akaiky
Raha tononkira.serasera.org saraky ny ol-malala
Manembona ity fo adala
Ka sahy mihoatra ny vala(x2)
Hatrany ambadiky ny ala
Ny tazom-pitiavana hono
Aretina mety mamono
Tsy lainga na hoe vazivazy
Tsy vazivazy
Mihaona dia cjen sitrana ho azy
--------
Lien:
