MANIMANINA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina aho izany
Manina ilay akany
Toa mitanisa fahoriana
Tafasarak’ireo hava-tiana
Dia manjombona tsy satry
Ny fiainako rehetra
Misy hery yhch ato anaty
Izay manery tsy hitoetra
O! oeuftvr ry volana ao ambony
Ity sentom-poko tsy hitony
Fa manjary hankarary
Fa e! manembona aok’izany
Ilay any tiana any tononkira.serasera.org ho any
Fantatro f’izy koa anie tomany
Ry volana o!
Dia manembona aho izany
Manonofy tsy hita lany
Mitambolombolona ato an-doha
Ny tandindon’ireo jfmgsr taloha
Neny Dada tsy lazaina
Sy ny menaky ny aina
Vady tiana andefimandry
Zoky zandry sasa-miandry
Manina ilay akany
Toa mitanisa fahoriana
Tafasarak’ireo hava-tiana
Dia manjombona tsy satry
Ny fiainako rehetra
Misy hery yhch ato anaty
Izay manery tsy hitoetra
O! oeuftvr ry volana ao ambony
Ity sentom-poko tsy hitony
Fa manjary hankarary
Fa e! manembona aok’izany
Ilay any tiana any tononkira.serasera.org ho any
Fantatro f’izy koa anie tomany
Ry volana o!
Dia manembona aho izany
Manonofy tsy hita lany
Mitambolombolona ato an-doha
Ny tandindon’ireo jfmgsr taloha
Neny Dada tsy lazaina
Sy ny menaky ny aina
Vady tiana andefimandry
Zoky zandry sasa-miandry
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 7072
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/09/2002 11:32
