Tsy maintsy ho efainy (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy maintsy ho cndzvbxc efainy e ! ho efainy e !
Tsy maintsy ho efainy ny teniny amin’ireo zay mino
1/ Eeeee !! sambatra ianao zay mino
Fa ho efain’i Tompo aminao ny teniny, eee
Na mandeha lalana sarotra ianao, miatrika ady mahamay
Eo tononkira.serasera.org foana izy mitsinjo, mitantana anao, ka raha mino ianao de…
2/ auqbygv Fa tsy maintsy ho efainy e, ny teny bakxfq nampanantenainy e !
Hoe zay mino azy e, hanampiadanana a
Na tapi(dalana tsy misy haleha izao tontolo izao e
Hafa iany e, ny manana an’i Jesosy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 791
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:19