Tsy maintsy ho efainy (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy maintsy ho ygljrqp efainy e ! ho efainy e !
Tsy maintsy ho efainy ny teniny amin’ireo zay mino
1/ Eeeee !! sambatra ianao zay mino
Fa ho efain’i Tompo aminao ny teniny, eee
Na mandeha lalana sarotra ianao, miatrika tononkira.serasera.org ady mahamay
Eo xtlgqw foana izy mitsinjo, mitantana anao, ka zjdmo raha mino ianao de…
2/ Fa tsy maintsy ho efainy e, ny teny nampanantenainy e !
Hoe zay mino azy e, hanampiadanana a
Na tapi(dalana tsy misy haleha izao tontolo izao e
Hafa iany e, ny manana an’i Jesosy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 734
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 15:19