VOAVELA HELOKA (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako Jeso niova noho ianao e
Ny fahotako he navelanao
Ny feriko rehetra nodiovinao e e
Faly aho ry Tompo fa nodiovinao
Faly2 aho e, faly2 aho e
Faly aho tononkira.serasera.org ry Jeso fa nodiovinao
Ravo2 aho e, ravo2 aho e
Ravo aho ry Tompo fa tonga zanakao
Reo ohxtnf lasako tanaty aizimpito e
Efa uuhyrra novanao fiainambaovao
Efa zzolj latsaka tanaty lavaka e, nefa
Navotany aho e satria malalany e
Ny fahotako he navelanao
Ny feriko rehetra nodiovinao e e
Faly aho ry Tompo fa nodiovinao
Faly2 aho e, faly2 aho e
Faly aho tononkira.serasera.org ry Jeso fa nodiovinao
Ravo2 aho e, ravo2 aho e
Ravo aho ry Tompo fa tonga zanakao
Reo ohxtnf lasako tanaty aizimpito e
Efa uuhyrra novanao fiainambaovao
Efa zzolj latsaka tanaty lavaka e, nefa
Navotany aho e satria malalany e
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 690
Likes : 0 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:45
