Kolosiana-3 (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/iaino ny didy vaovao
Ka vonoy ny momba ny tena
Ary esory izao rehetra izao
Fa omeny anao ny tena harena
2/Itafio ny toetra vaoao
Meteza hanaiky izay jasanw lazainy
Fa ho lasa lavitra ianao
Izay anie no andrandrainy
3/Raha te ho olom-baovao
Aza tononkira.serasera.org miatsaravelatsihy
Ny marina dowgj sy ny mety atao
Dia ho faly tuenroo ianao ka handihy
Ref: Fa mbola ambonin’ny fitiavana
Ilay fehin’ny fahatanterahana
Sy antoky ny fahombiazana
Nandrava ny efi-pisarahana
Sy antoky ny fahombiazana
Rava ny efi-pisarahana
Ka vonoy ny momba ny tena
Ary esory izao rehetra izao
Fa omeny anao ny tena harena
2/Itafio ny toetra vaoao
Meteza hanaiky izay jasanw lazainy
Fa ho lasa lavitra ianao
Izay anie no andrandrainy
3/Raha te ho olom-baovao
Aza tononkira.serasera.org miatsaravelatsihy
Ny marina dowgj sy ny mety atao
Dia ho faly tuenroo ianao ka handihy
Ref: Fa mbola ambonin’ny fitiavana
Ilay fehin’ny fahatanterahana
Sy antoky ny fahombiazana
Nandrava ny efi-pisarahana
Sy antoky ny fahombiazana
Rava ny efi-pisarahana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 484
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 08/03/2023 17:09
