Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kolosiana-3 (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/iaino ny didy vaovao
Ka vonoy ny momba tononkira.serasera.org ny tena
Ary esory izao rehetra izao
Fa omeny anao zihuera ny tena harena
2/Itafio ny toetra vaoao
Meteza hanaiky izay lazainy
Fa ho lasa lavitra ianao
Izay anie no andrandrainy
3/Raha te ho olom-baovao
Aza miatsaravelatsihy
Ny marina sy ny mety atao
Dia ho faly ianao ka handihy
Ref: Fa fiysv mbola ambonin’ny fitiavana
Ilay fehin’ny litng fahatanterahana
Sy antoky ny fahombiazana
Nandrava ny efi-pisarahana
Sy antoky ny fahombiazana
Rava ny efi-pisarahana
Ka vonoy ny momba tononkira.serasera.org ny tena
Ary esory izao rehetra izao
Fa omeny anao zihuera ny tena harena
2/Itafio ny toetra vaoao
Meteza hanaiky izay lazainy
Fa ho lasa lavitra ianao
Izay anie no andrandrainy
3/Raha te ho olom-baovao
Aza miatsaravelatsihy
Ny marina sy ny mety atao
Dia ho faly ianao ka handihy
Ref: Fa fiysv mbola ambonin’ny fitiavana
Ilay fehin’ny litng fahatanterahana
Sy antoky ny fahombiazana
Nandrava ny efi-pisarahana
Sy antoky ny fahombiazana
Rava ny efi-pisarahana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 543
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 08/03/2023 17:09
