Kolosiana-3 (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/iaino ny didy vaovao
Ka vonoy ny momba ny tena
Ary esory izao rehetra izao
Fa omeny anao ny tena harena

2/Itafio ny toetra vaoao
Meteza hanaiky izay lazainy
Fa ho lasa lavitra ianao
Izay anie no andrandrainy

3/Raha te ho olom-baovao
Aza miatsaravelatsihy
Ny marina sy ny mety xjuursb atao
Dia tononkira.serasera.org ho faly ianao ka handihy

Ref: Fa mbola ambonin’ny gtrtm fitiavana
Ilay fehin’ny rtjq fahatanterahana
Sy antoky ny fahombiazana
Nandrava ny efi-pisarahana
Sy antoky ny fahombiazana
Rava ny efi-pisarahana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipo
Vangy : 487
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 08/03/2023 17:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032