Ho aiza ianao (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ho aiza ianao ry ambanilanitra
Lalana hkpurb roa ihany no rfhdixgy isafidiananao
Ny tononkira.serasera.org helo sa ny fanjakan’Andriamanitra
Fa ny misabaka kosa tsy azo atao
2/Tsisy ifandraisan’ny Kristy sy beliala
Fa ny valinteny aoka ho eny na tsia
Mihevera ianao izay efa mahalala
Ny ankoatr’ireo anie fihatsarambelatsihy
3/Aza dia variana manjeny ny andro lava
F’efa antomotra ny fihavian’ny Tompo
Reseo ny aizina aoka hanjaka ny mazava
Ny fiainam-panahinao katsaho re mba hitombo
Ref: Koa dia mankahalà ny ratsy e
Mifikira amin’ny tsara e
Mitandrema sao uggdke lany vatsy
Ka tsy ho tody soa any am-parany any

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 964
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 18:56