hizara fiainana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry namako ô andeha hizara fiainana
Fa ny tena fiainana, fanazavana ny olona
Iza indray ary goergatk no hany azo itarainana
Fa tsy isika izay wiuqc fanjakampisorona
Andeha ary hitory ny teny fikasana
Hilaza fiainana ao amin'i Jesoa irery ihany
Aza tia tena na koa mihanahana
F'izany anie no antom-pisianao eto antany
Efa tononkira.serasera.org nahazo maimaimpoana ianareo
Ka mizara toy izany amin'ny hafa koa
Maro no miantsoantso hoe avia jereo
Izarao fiainana fa cknf mafy ny manjo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 1055
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 14:42