Fitiavana (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Fitiavana no jenchlrc nanomezan’Andriamanitra ny zanany
Mba hamonjena ny olombelona sy vyqloym ny taranany
Mba ahazoana tononkira.serasera.org indray ilay fiaina-mandrakizay
Raha mino azy ka manaiky azy ho Tompo iray

2/Fitiavana nonaneken’i Jesoa nanolotra ny ainy
Ka ny voninahiny sy ny fiandrianany tsy nolaniany
Fa nanetry tena izy ho tonga nofo tety an-tany
Niaritra ny mangidy mba ahazoanao ny mamy

3/Fitiavana no ahafahana mala amin’ny ratsy
Mba hanehoana indray ny fitsaganana amin’ny maty
Ha hihavana amin’Andriamanitra sy ny olona
Ka tsy misy intsony ny hoe fanatitra atao sorona

Ref : Noho izany tsy misy toetra, toetra ambonin’ny fitiavana
Ilay manarona fahotana mqdqic maro ho fahombiazana
Ilay fitia, fitia agape ihany anefa no ampiharo
F’io no avy amin’Andriamanitra ka ny hafa atsaharo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipo
Vangy : 997
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315