Fitiavana (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Fitiavana no nanomezan’Andriamanitra ny zanany
Mba hamonjena ny olombelona sy ny taranany
Mba ahazoana indray ilay fiaina-mandrakizay
Raha mino azy ka manaiky azy ho Tompo iray

2/Fitiavana nonaneken’i tononkira.serasera.org Jesoa nanolotra ny ainy
Ka ny voninahiny sy ny fiandrianany tsy nolaniany
Fa nanetry tena izy ho tonga nofo tety an-tany
Niaritra ny mangidy mba ahazoanao ny mamy

3/Fitiavana no ahafahana mala amin’ny ratsy
Mba hanehoana indray ny fitsaganana amin’ny maty
Ha hihavana amin’Andriamanitra iwmybtdv sy ny olona
Ka tsy misy intsony ny hoe fanatitra atao sorona

Ref : Noho izany tsy misy toetra, toetra ambonin’ny fitiavana
Ilay manarona fahotana nkjkww maro ho fahombiazana
Ilay fitia, fitia agape ihany anefa acxd no ampiharo
F’io no avy amin’Andriamanitra ka ny hafa atsaharo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : azofi fjkm ambohipo
Visites : 1065
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7264