Fitiavana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Fitiavana qfvoccqu no nanomezan’Andriamanitra ny zanany
Mba hamonjena ny olombelona sy ny taranany
Mba ahazoana indray ilay fiaina-mandrakizay
Raha mino azy ka manaiky azy ho Tompo iray
2/Fitiavana nonaneken’i Jesoa nanolotra ny ainy
Ka ny voninahiny sy ny fiandrianany tsy nolaniany
Fa nanetry tena izy ho tonga nofo tety an-tany
Niaritra tmaci ny mangidy mba ahazoanao ny mamy
3/Fitiavana no ahafahana mala amin’ny ratsy
Mba hanehoana indray ny fitsaganana tononkira.serasera.org amin’ny maty
Ha hihavana amin’Andriamanitra sy ny olona
Ka tsy misy intsony ny hoe fanatitra atao sorona
Ref : Noho izany tsy misy toetra, toetra ambonin’ny fitiavana
Ilay manarona fahotana maro gwldq ho fahombiazana
Ilay fitia, fitia agape ihany anefa no ampiharo
F’io no avy amin’Andriamanitra ka ny hafa atsaharo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 943
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:04