Fanjakam-pisorona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Zahay mijoro eto zalah, hitory an'Andriamanitra e !
Hilaza ny fahatsarany dada eh !!
Hitory ny fahazavany eh !!
choeur
eh! fanjakam_pisorona e, firenena masina eh!
Hanitatra ny fanjakan'Andriamanitra eh ,zay no izy eh!
Zahay mijoro eto baba e! hitory ny lanitra eh!
Hilaza ny fahalebiazany eh !
Andriamanitra e!
choeur...
tsy mihemotra fa mandroso hitory ny fahatsaran 'Tompo e! amintsika jiaby jiaby eh!
Fahasoavan'dehibe gehryorg nomeny e!
choeur...
mandroso oh tsy mipody koa ibugxy hitantara an'i Jesoa
lehilahy mahery ny famonjena nofantsihana ogdtq tambon' hazo fijaliana eh!
Choeur..
ho vavolombelona (eny e!) tsy mitsoaka ady mandroso ôh!
Vonona hiady hanitatra ny Fanjakany ety ambon'tany
hatrany an-danitra any marina izany
mandroso ô! eny e!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 666
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:06